Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Mey, 2021
Schrödinger GV'r

Ahoana no haha-GV'r na tsia anao? Mba haavo hafahafa manakory loatra amin'ny maha-mpikambana no voasokatr'ity mpilalao ity?
Fanavaozam-baovao avy amin'ny fivorian'ny ekipa foibe GV

Tamin'ny herinandro lasa tamin'ny volana Aprily, nanokana fotoana vitsivitsy ny ekipa foibe GV hanaovana fivoriana virtoaly, namela ny adidinay mahazatra mba hifantoka amin'ny lohahevitra lehibe momba ny fandaminana.