Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Jona, 2021
Naoty karaibiàna nataon'i Hokkaido
Ao anatin'ny tanàna kely iray any amin'ny nosy farany avaratra ao Hokkaido, firy ny vintana mety hitontonanao amina Japoney iray miteny espaniôla, miaina sy miasa any amin'ny Repoblika Dominikàna nandritra ny 47 taona, ary ankehitriny manafatra ny voan-kafe tsara indrindra mety ho hitanao any Azia?? Mba hisokafana amin'ny “tsy nampoizina” rehefa...