Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina

Songadina Global Voices Janoary 2022

Blaogim-Piarahamonina GV  11 Febroary 2022

Ankoatra ny famokarana tantara, nivoaka avy any amin'ny toerana samihafa ny GVers tamin'ity volana ity niresaka momba ny hetsika any amin'ny firenena toa an'i Kazakhstan sy Shina, nanao tononkalo, ary namoaka izany!

Songadina Global Voices volana Oktobra 2021

Blaogim-Piarahamonina GV  07 Novambra 2021

Ny lahatsoratra malaza indrindra tamin'ny volana Oktobra dia niresaka momba ny fihetsika voalanjalanja nataon'ny Taliban tamin'i Shina, ilay mpilalao sarimihetsika Myanmar iray lasa mitolona ho mpanohitra, ary ilay alika Tiorka mitaingina metro.

Songadina Global Voices Aogositra 2021

Blaogim-Piarahamonina GV  07 Septambra 2021

Ireo lohahevitra nisarika ny mpamaky antsika tamin'ny volana Aogositra: ny dobo filomanosana, ny fahafatesan'ny poeta karaibiàna iray be mpankafy, ireo vehivavy mhazakazaka toy ny rivotra, ny fampandihizana kibo.

Songadina Global Voices Jolay 2021

Blaogim-Piarahamonina GV  07 Aogositra 2021

Iza no nanatevin-daharana ny GV tamin'iny volana Jolay 2021 iny? Iza ireo tantara nahasarika ny sain'ny mpamaky? Aiza ny firenena ahitana ny tantarantsika be mpamaky indrindra ? Jereo ato amin'ity lahatsoratra ity ny valin'ireo fanontaniana ireo !

Naoty karaibiàna nataon'i Hokkaido

Blaogim-Piarahamonina GV  30 Jona 2021

Ao anatin'ny tanàna kely iray any amin'ny nosy farany avaratra ao Hokkaido, firy ny vintana mety hitontonanao amina Japoney iray miteny espaniôla, miaina sy miasa any amin'ny Repoblika Dominikàna nandritra ny 47 taona, ary ankehitriny manafatra ny voan-kafe tsara indrindra mety ho hitanao any Azia?? Mba hisokafana amin'ny “tsy nampoizina” rehefa...

Schrödinger GV'r

Blaogim-Piarahamonina GV  18 Mey 2021

Ahoana no haha-GV'r na tsia anao? Mba haavo hafahafa manakory loatra amin'ny maha-mpikambana no voasokatr'ity mpilalao ity?