Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2019

Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Desambra, 2019

15 Desambra 2019

Manasongadina ireo lahatsoratra ato amin'ny Global Voices ho an'ny mpihaino voafaritra manokana

Blaogim-Piarahamonina GV

Mikasa ny hanasongadina ireo lahatsoratra GV amin'ny endrika rakipeo ho an'ireo mpihaino onjam-peo ao El Alto, Bolivia ny tetikasa antsoina hoe "Lingua Airwaves".

13 Desambra 2019

Global Voices tao anatin'ny adihevitra momba ny fanaovangazety mandehandeha ao Môzambika

Blaogim-Piarahamonina GV

Ny 31 Martsa 2015 no natao tao Mozambika, ary natrehan'i Borges Nhamirre, mpanao gazety sy mpikaroka ao amin'ny Center for Public Integrityny adihevitra momba ny fanaovangazety amin'ny finday

03 Desambra 2019

Mampisy fifandraisana ny tany lavitra andriana ao Tanzania

Blaogim-Piarahamonina GV

An-dàlana izao ny tetikasa santatra Internet lite tohanan'i Norveziàna ao Tanzania, ary ny tanjona dia ny handrakotra ireo vohitra lavitra.. Ny fametrahana tetikasa santatra any ambanivohitr'i Afrika atsimon'i Saharà no tanjona voalohany, izay natokana hanaparitahana ny torohay ara-pahasalamana sy ara-panabeazana