Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Desambra, 2022
Fantaro i Cyrine Alaya, mpandika teny Lingua Frantsay
"Mahatonga lafatra ny fanazaran-tena. Mandika teny. Mandika teny isan'andro. Tsy ho afaka hanatsara ny fahaizanao ianao raha tsy mizatra mandika teny tsy tapaka."
Fantaro i Simon Zwiernak, mpandika teny Lingua Frantsay
"Varavarankely iray mitodika amin'izao tontolo izao ny Global Voices. Na tamin'ny alalan'ireo mpandray anjara ao aminy na amin'ireo lohahevitra soratantsika."