Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Jona, 2011
Fampidirana am-ponja ny mpitoraka blaogy sady mafana fo Andrzej Poczobut any Belarosia

Tamin'ny 6 Aprily i Andrzej Poczobut, Poloney mpifandray amin'ny gazety Poloney mpivoaka isanandro Gazeta Wyborcza any Belarosia sady mpitoraka blaogy mafana hajain'ny fiaraha-monina Belarosiana noho ny herim-pony mamatsy vaovao ny...
Tetikady Fampiasàna Finday Rehefa Mandray Anjarana Aminà Hetsi-Panoherana Am-Pilaminana

Raha toa ianao mandray anjara aminà hetsika atao am-pilaminana amin'ny maha-mpanao gazety, mpiaro zon'olombelona, na mafàna fo, dia fitaovana sarobidy tokoa ny findainao. Fitaovana izy ahafahanao mifandray amin'ny namana, mandrakitra ny hetsika, ary ho vavolombelon'izay rehetra mitranga manodidina anao. Mandritra izany, tokony hitandrina zavatra vitsivitsy ianao amin'ny fampiasana ny findainao sy ny fifandraisana. Ity toro-làlana manaraka ity izay nivoaka tao amin'ny Mobile Active [Ang] dia afaka manampy anao hampiasa tsara ny findainao mandritra ireo hetsika am-pilaminana sady, mandritra izany, miaro tsara koa ny tenanao.