Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Avrily, 2011
Ny Fitroarana Siriana sy ny Fampitam-Baovao Miely Patrana vs. Ofisialy

Voalohany izao tao anatin'ny folo taona no mitodika any Syria izao tontolo izao, raha an'alinaliny ireo vahoaka manao fihetsiketsehana fanoherana ny fitondrana nifehy tao efa ho 50 taona mahery