Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Mey, 2018
Fihazana trozona any amin'ny nosy Faroe, fomban-drazana ve sa fandripaham-biby ?

Isaky ny fahavaratra, manatri-maso ny trangan-javatra mampiady hevitra mifototra amin'ny fombafomba izay mitaky ny famonoana ny karaza-trondro cétacé an-jatony ny Nosy Faroe . Grind no hiantsoana izany. Fomban-drazana ve sa hetsika fandripaham-biby?