Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Oktobra, 2014
Diarim-Piainana ao Amponja Etiopiana: Fijoroana Vavolombelon'i Befeqadu Hailu

Fijoroana vavolombelona avy amin'i Befeqadu Hailu, iray amin'ireo mpikambana 4 ato amin'ny Global Voices izay migadra ao Etiopia amin'izao fotoana izao.