Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Avrily, 2014
Mpikambana Enina Aminà Bilaogy Itambaram-be Nosamborina Tao Etiopia

Nitatitra ireo mpiara-dia fa tanora enina mpanoratra, samy mpikambana ao amin'ny bilaogy itambaram-be "Zone Nine" avokoa, no tazonina ao amin'ny Maekelawi , toby famonjàna ao Addis Abeba.