Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Desambra, 2014
Tapaho Ny Fahanginana: Fanentanana Hamotsorana ireo Mpikatroky Ny Zon'Olombelona Any Am-ponja

Androany, andron'ny Zon'Olombelona, mampatsiahy izao tontolo izao momba ireo namantsika nangina tsy niloa-bava noho ny fampijaliana amin'ny fanehoana hevitra, fametrahana fanontaniana, sy fitsikerana isika.