Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Septambra, 2013
Queer Pakistan Voabahana: Sabatra Roa Lelan'ny Fandrakofam-Baovaon'ireo Media Ve?

Nobahanan'ireo manampahefana ny tranonkala iray vaovao vao avy natomboka ho fanohanana ireo LGBT ao Pakistana. Voan'ny lazany ihany va re ny Queer Pakistan?