Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Mey, 2019
Mamoaka lahatsoratra ho fanandrata-teny

Faly izahay mamoaka ny Advocacy 2.0 Guide: Cross-posting ho an'ny Advocacy, Fampahafantarana ny Fampidirana Mahomby ny Media Sosialy. Manolotra fampidiran-dresaka fohy mikasika ny fomba fampiasana ny famoahana iarahana ho an'ny fanentanana antserasera momba ny fiarovana ity torolàlana ity.
Taridia fibilaogina tsy mitonona anarana efa misy amin'ny teny Arabo

Efa misy amin'ny teny Arabo ankehitriny ny The Anonymous Blogging with Wordpress and Tor (Fibilaogina tsy mitonona anarana miaraka amin'ny Wordpress sy Tor) noho ny dikan-teny avy amin'i Yazan Badran sy Mohammad Al abdallah.