Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Jona, 2013

26 Jona 2013

VIDEO: Ny Fomba Mety Handratran'ilay Fifanarahana Trans-Pasifika Ireo Mpampiasa Aterineto

GV Mpisolovava

Misy lahatsary iray vaovao manazava ny mety hisian'ny voka-dratsy mampanahy ho an'ireo mpampiasa Aterineto aterak'ilay fifanaraham-barotra goavana nifanaovan'i Etazonia sy governemanta folo hafa avy any amin'ny faritra Pasifika, ilay Trans-Pacific Partnership (TPP).

01 Jona 2013

TPP: Loza Goavana Mananontanona Ny Aterineto Erantany Hatramin'ny ACTA?

GV Mpisolovava

Hivory mba handinika ilay fifanarahana ara-barotra Fiaraha-miombon’antoka manerana an’i Pasifika (Trans-Pacific Partnership-TPP) i Etazonia sy ireo fanjakana folo manodidina an’i Pasifika. Hatrany am-boalohany dia nafenina io fivoriana momba ny fifanarahana io, saingy mifototra amin’ilay taratasy niparitaka sy ny tsy maha-demokratika io rafitra io dia manana ny antony rehetra tokony hanairana...