Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Jolay, 2013
Mpanao Gazety Iray Hafa Nosamborina tao Zambia

Taorian'ny nisamborana an'i Wilson Pondamali sy nisavan'ny polisy ny tranony, nolazain'ny mpiserasera fa tsy hita idirana intsony ny tranokanam-pampahalalam-baovao mahaleotena Zambian Watchdog ao Zambia.