Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Jolay, 2019

12 Jolay 2019

Miara-misakafo amin’ny ben’ny tanana ny Kazakhs bilaogera sasany, ny hafa kosa ampidirina am-ponja

GV Mpisolovava

Bilaogera Kazakh telo no nogadraina am-ponja nandritra ny 10 andro noho ny fanaovana hetsi-panoherana teo ivelan'ny trano fisakafoanana izay nihaonan'ny ben'ny tanàna tamin'ireo bilaogera tao an-toerana.

04 Jolay 2019

Ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao: fampahafantarana ny Wikitongues

Blaogim-Piarahamonina GV

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Febroary 2016) Hetsika ho an'ny zon'olombelona ny Wikitongues . Manorina ny arsivan'ny kolontsaina iombonana mbola tsy fahita hatramin'izay izahay miaraka amin'ireo mpandaha-teny sy mpampiasa ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao ary manaitra ny saina amin'ny fahasamihafan'ny fiteny ary mihetsika mba hiaro izany. Fikambanana tsy mitady tombontsoa...

Mohamed ElGohary, Folo taona tato amin'ny GV: Ny dikan-teniko voalohany sy eritreritra hafa

Blaogim-Piarahamonina GV

Talohan'ny Global Voices, Palestina ihany no hany zavatra novakiako tao amin'ny fampahalalam-baovao mahazatra, ary tsy ho fantatrao velively ny antsipiriany momba ny fifandirana avy amin'ny tatitry ny fampahalalam-baovao mahazatra.