Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Avrily, 2017
Netizen Report: Mpanao Gazety Meksikana Nahazo Fandrahonana Antserasera, Ary Maty Nisy Namono Avy Eo

Nahitana fanapahana tolo-pifandraisana fototra tao Kashmir, nampandoavina onitra ny mpanakanto Japoney iray noho ny sarin'ny fivaviany 3D ary milaza amin'ireo mpisera Facebook mba "tsy hanjohy" ireo mpitsikera telo ny fanjakana i Thailandy.