Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Desambra, 2014
Ny Tetikasa Heimkino (“home cinéma”) : Toerana Fandraisana Mpitsoa-ponenana Sady Fianarana Teny Alemàna
Ny fampiasana ireo lahatsary kely nalaina tamin'ny finday nentina nampianarana ny teny Alemàna tany amin'ireo toby fandraisana mpitsoa-ponenana no nitarika tamin'ny fananganana ny tetikasa Heimkino. Ny fandraisana araka ny tokony ho izy ireny mpitsoa-ponenana ireny no ivon'io tetikasa io.