Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Desambra, 2013
#Lobbytweet, Hisian'ny Mangarahaha Kokoa Ao Amin'ny Politikan'i Alemaina
Maniry hitondra mangarahara kokoa eo amin'ny politika ny hetsika #Lobbytweet. Miaraka amin'ny tenifototra hoe #Lobbytweet, azon'ireo politisiana atao fanta-bahoaka ny fiahonan-dry zareo amin'ireo mpanisi-kevitra.