Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Jolay, 2016
Nalaza Tamin'ny Fihazakazahana i Samia Yusuf Omar, Fa Maty Tamin'ny Naha Mpitsoaponenana Azy Kosa. Manome Voninahitra Azy ny Sarimiaina Vaovao.
Mamelona ny nofinofy Olaimpika sy ny olan'ny mpitsoaponenana, ny boky an-tsary farany nataon'i Reinhard Kleist.
Mampahafantatra Ireo Ankizy Alemàna Ny Tantara Marin'ireo Syriana Mpitsoa-ponenana Ny Boky Iray Ho An'Ankizy
Naharay mpitsoa-ponenana maherin'ny 1 tapitrisa i Alemaina, ankizy avy any Syria ny ankamaroan'izy ireo.
Alemaina sy Meksika: Fiombonana Ho An'ny Hoavy
Ny "Taona kambana" eo amin'i Alemaina sy Meksika dia entina andrisihana ny fifanakalozana eo amin'ny roa tonta sy ireo fifandraisana misy eo amin'ireo firenena roa ireo.
Mampiantrano Siriana Miozolmana iray Mpitsoaponenana ity Fianakaviana Jiosy Ao Berlin ity
Rehefa tonga nonina tao amin'ny fianakaviana Jellinek tao Berlin ny Siriana iray mpitsoaponenana, dia nahazo fanampiana amin'ny fianarany ny teny Alemàna. Ary nitombo tao anatin'ireto fianakaviana Jiosy ny fahafantarana ny fireneny amin'ny endrika iray vaovao.
Avotra Any Alemaina, Mianatra Mitsiky Indray Ity Mpitsoa-ponenana Syriana Ity.
"Nanomboka nijery ilay tany mahafinaritra teo amin'ny varavarankely aho tany anaty fiarakaretsaka. Afaka manorina hoavy eto ve aho ?" hoy aho nanontany tena.