Diapora rosiàna nanatevina laharana ireo fihetsiketsehana erantany nanamarihana ny tsingerintaona voalohan'ny fananiham-bohitry ny Rosiàna any OkrainaFa mbola ireo Okrainiàna no hery voalohany any ivelany manohitra ny adyMpanoratra Daria Dergacheva, Filip NoubelNandika Daniel Frédéric Ngono, Candy30 Avrily 2024
Azoko nofy ny hoe novonoin'ny miaramila tao Iràna ahoFotoanan'ny « Ampy izay » ho an'i Maryam Palizban, vehivavy iraniàna mpilalao sarimihetsikaMpanoratra Maryam MirzaNandika Abdoulaye Bah, avylavitra27 Avrily 2024