Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Febroary, 2012
Inona No Dikan'ny Rafitra Fanesorana Ataon'ny Twitter Isaky Ny Firenena Ho An'ny Fahalalahana Haneho Hevitra ?
Omaly, ny Twitter dia nanambara tao aminà lahatsoratra iray anaty bilaogy fa eo an-dalam-pametrahana rafitra iray izy ireo izay ahafahan'ny orinasa manaisotra ny rakitra miainga amin'ny isaky ny firenena, ialàna amin'ny famotehana azy ao manerana ny rafitra Twitter. Eva Galperin dia manazava hoe ahoana ilay rafitra vaovao, ary ahoana no tsy homena alalàna.