Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Jona, 2012
Alemaina: Hetsika Fanoherana ny ACTA ao Berlin – Fanairana ny Mpanao Politika, Fampatsiahivina Ho An'ny Mpiserasera
"Aza adinoina ny manohitra ny ACTA" – tamin'izany teny vazivazy kely avy amin'ny mpikarakara ny hetsika fanoherana-ny ACTA izany no namaranana ny hetsika notontosaina tamin'ny 9 Jiona 2012, tao Berlin. Nitatitra i Kasia Odrozek.