Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Desambra, 2008
Isiraely: “hamelabela-kevitra” @ Twitter ny Masoivohony any Etazonia
Notaterin'ny orinasan-dokambarotra any Boston (USA), HubSpot, tamin'ny herinandro teo, fa mahazo mpampiasa famahanam-bolongana vaovao 5 000 ka hatramin'ny 10 000 isan'nadro ny Twitter. Tsy atao mahagaga loatra izany fitomboan'isa haingana...