Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Novambra, 2015
Ny 9 novambra ao Alemaina : Andro hamakiana ny rindrina hita vatana sy ny rindrin'ny kolontsaina
1918, 1938, 1989 : andro manandanja eo amin'ny tantara alemana ny 9 novambra. Norombahin'ny PEGIDA avy amin'ny ankavanana tamin'ny fomba mampiady hevitra izany tamin'ity taona ity.