Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Aogositra, 2013
Alemaina: Hetsi-Panoherana Fanaraha-maso Fomba “Big Brother”
#StopWatchingUs no teny ifampifehezan'ny mpanao fihetsiketsehana tamin'ny Asabotsy 27 jolay tao Alemaina. Manohitra ny fanaraha-maso ataon'ny sampam-pitsikilovana sy ny tsy fihetsehan'ny governemanta ny mpanao fihetsiketsehana.