Tantara mikasika ny Ginea-Bisao tamin'ny Marsa, 2009
Guinée-Bissau : Ahiana hitarika tsy filaminana ny fahafatesan'ny Filoha
Nisy namono ny alatsinainy 02 martsa vao mangiran-dratsy ny filoham-pirenena any Guinée-Bissau, Joao Bernardo Vieira, novonoin'ny miaramila mpioko raha iny izy nandositra niala ny trano fonenany iny. Nitranga ity vono olona ity ora vitsy taorian'ny nahafatesan'ny fahavalon'ny filoha hatry ny ela, mpitarika ny etamazaoro, ny jeneraly Batista Tagme, ny alin'ny...