Tantara mikasika ny Ginea-Bisao tamin'ny Novambra, 2012
Ginea-Bisao: Fahadisoam-panantenana Sy Tsy Fitokisan'ny Mponina Manoloana Ny Korontana
Tamin'ny 21 Oktobra 21, loza mahatsiravina no niseho tao amin'ny tobin-tafika an-habakabaka ao ivelan'i Bisao, renivohitry ny firenena kely Afrikanina-Andrefana ao Ginea-Bisao. Olona enina no fantatra fa namoy ny ainy,...