Tantara mikasika ny Ginea-Bisao tamin'ny Oktobra, 2008
Ginea Bisao: Mihamalaza hatrany ny finday
Jorge Rosmaninho no manoratra ao amin'ny gazety antserasera mpiteny pôrtigey O Patifundio [pt] fa miroborobo fatratra ny finday any Ginea Bisao. “Tsy misy mpampianatra izay tsy mitaraina fa, isaky ny...