· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Ginea-Bisao tamin'ny Janoary, 2012

Izay Nisongadina an-Tserasera Avy Amin'ny Firenena Mpiteny Portiogey Nandritra Ny Taona 2011

Taona iray hafa nitaterana, nandikana ary nampielezan'ny mpikatroka sy ny mpamaham-bolongan'ny firenena mpiteny portiogey ny bolongana sy ny valantserasera manerana izao tontolo izao ny taona 2011. Hifantenana izay nisongadina avy amin'ny fiteny portiogey tato amin'ny Global Voices nandritra iny taona nivalona iny ity lahatsoratra ity.

03 Janoary 2012