Tantara mikasika ny Gabòna tamin'ny Novambra, 2023
‘Ilaina atonta ao anivon'ny fireneny ny literatiora gabône': Antsafa niarahana tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady mpikatroka ho an'ny literatiora
Mba hamantarana misimisy kokoa ny literatiora gabône, ny Global Voices dia nitafa tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady olon'ny anjerimanontolo gabône mipetraka any Kanadà, ary mpanentana anatina hetsika marobe miompana amin'ny tononkalon'ny fireneny.
Misandoka ho filohan'ny Vaomieran'nyVondrona Afrikana amin'ny fampiasana IA (HaVO) ireo mpisoloky
Miha-malaza any Afrika ny Deepfakes, teknôlôjia ampiasain'ireo jiolahy an-jotra, ary indraindray ampiasain'ny sampana sasany hanapariahana vaovao diso sy propagandy ao amin'ny kaontinanta.
Fifaranan'ny vanimpotoana iray ao Gabon: Bongo, Oligui ary ny anganonganon'ilay andrianan'i Münchausen
Nandritra ny 56 taona, fianakavioana tokana no nifehy an'i Gabon. Tena lalim-paka tany anatin'ireo rafi-panjakana io ka nahatonga ny tetezamita demaokratika ho toy ny fanamby tsy hay dinganina.