Tantara mikasika ny Gabòna tamin'ny Jona, 2009
Gabon: Manodidina ny fahafatesan'ny Filoha Omar Bongo
Ny Alahady alina teo, ireo mpampahalala vaovao Frantsay dia samy nanambàra ny fahafatesan'i Omar Bongo filohan'i Gabon, izay nandany 41 tamin'ny 73 taona niainany teo amin'ny fitondràna. Ny gazety Frantsay...