Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Novambra, 2023
‘Ilaina atonta ao anivon'ny fireneny ny literatiora gabône': Antsafa niarahana tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady mpikatroka ho an'ny literatiora
Mba hamantarana misimisy kokoa ny literatiora gabône, ny Global Voices dia nitafa tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady olon'ny anjerimanontolo gabône mipetraka any Kanadà, ary mpanentana anatina hetsika marobe miompana amin'ny tononkalon'ny fireneny.
An'ny voambolana ny fitenenana : Fizaràna faha #08
“An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: voambolana occitan iray, le Camfranglais ary ny 'dèguè' matsiro fihinanana any amin'ny dèguèterie!