Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Febroary, 2017
Ny Tatitry Ny Mpisera: Fahatapahan'ny Aterineto Indray ao Iràka sy Kamerona
Herinandro fahatelo tsy misy aterineto any Kameroina. Nanameloka lehilahy roa noho ny lahateny 'mampisara-bazana' tao amin'ny Vkontakte i Okraina, ary tsy mahazo mampiasa Facebook ireo Alzeriana mpisolovava.