Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Novambra, 2015
Tazonin'Ireo Akanjo Mena Ho Velona Ny Fahatsiarovana Ireo Vehivavy Aborizena Tsy Hita Sy Maty Novonoina Tao Kanadà
Mikatsaka fisarihan-tsaina momba ny tsy rariny manoloana ireo vehivavy Aborizena ao Kanadà ny Fametrahana ila tetikasa zavakanto, REDress: manodidina ny 1.200 ireo vehivavy Aborizena novonoina na nanjavona nanomboka ny taona 1980.