· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Novambra, 2017

Ny Vady Atolotra Sy Ny Anjara Toeran'ny Raiamandreny

  29 Novambra 2017

Amin'ny volana aogositra ho avy, raha tsy manambady miozolomana io zazavavy io ("nomena alalàna" hitondra pakistaney *mampitahotra* izy),... toa hahita ny endrika matin-dRamatoa Reny. Raha toa ianao te-hanavotra ain-dreny Bengali iray 40 taona any ho any, mahasarika, malefaka somary mampivarahontsana,... misoratana anarana izao dieny izao.