Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Jona, 2022
‘Your’dle : Misy amin'ny fiteny maro erantany izao ny Wordle
Fomba iray mahafinaritra mba hampiasana saina ny Wordle, saingy ny kaody loharano malalaka ao ambadik'ilay lalao maimaimpoana koa dia namboarina mba hiasa amin'ireo fiteny samihafa, anisan'izany ny fiteny indizeny.