Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Aogositra, 2022
Hira dimy hankalazana ny Andron'ny Vahoaka Indizeny
Ny mozika dia fomba iray hanoherana ny fandrahonana mianjady amin’ny fomba fiainan'ny vahoaka indizeny, ny fiteniny ary ny kolontsainy noho ny mpanjanaka sy ny herisetra, ny fiovaovan'ny toetr'andro, ny fanavakavahana ara-toekarena sy ara-pirazanana, ary ny fampiraisana ara-kolontsaina.