Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Novambra, 2010
Fanambarana ny zon'ny teratany : Mitoka-monina i Etazonia ankehitriny fa nanasonia i Kanadà
Nanaiky ny Fanambaran'ny Firenena Mikambana mikasika ny zon'ireo tompon-tany i Kanada, ary mametraka an'i Etazonia ho firenena tokana manohitra ity fanambarana ity.