Tantara mikasika ny Kanadà tamin'ny Septambra, 2015
Mianatra Miteny Angisy Amin'ny Lantompeo “Persiana”
Hoy ny fanazavàn'ilay vondrona ao ambadiky ny tetikasa hoe: "Amin'ny maha-Persiana monina ivelan'i Iràna, dia manimanina ny fiteny Farsi aho. Isaky ny misy olona reko miteny amin'ny lantompeo Persiana dia lafatra ny androko."