Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Avrily, 2013
Nankatòavin'i Orogoay Ny Fanambadian'ny Olona Mitovy Fananahana
Nanjary firenena Amerika Latina faharoa mankatò ny fanambadian'ny olona mitovy fananahana i Orogoay. Tamin'ny 10 Aprily 2013, nankatòavin'ireo mpanao lalàna marobe tao amin'ny Kongresy ny lalàna, izay mamaritra ny fanambadiana ho “firaisana maharitra eo amin'ny olon-droa mitovy na tsy mitovy fananahana,” vato 71 amin'ny 92 no nankasitraka izany. Efa nankatoavin'ny Antenimieran-doholona...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...