Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Janoary, 2014
Uruguay Anatin'ny Toerana Andehanana 10 Tsara Indrindra In'Efatra Taona Misesy
Isan-taona ny Ethical Traveler no misafidy ny firenena andalam-pandrosoana folo tsara fitsidika indrindra. Tsy maintsy manaporofo ny adidiny amin'ny fiarovana sy fitehirizana ny loharanon-karenany ara-boajanahary ao aminy ireo firenena ireo.