Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2011

Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Jolay, 2011

13 Jolay 2011

Orogoay: Resabe Momba Ny Fandavahana Lavaka Tafo Lanitra Ho Fitrandrahana Akoram-by Ambanin'ny Tany

Tetikasa iray hanaovana lavaka hitrandrahana akoram-by ambanin'ny tany ao Centro Chato - tanàna kely iray ao afovoan'i Orogoay no mampizarazara ny Orogoaiana. Mahatonga fanehoan-kevitra samihafa eny an-dalàm-be sy anaty aterineto.