Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Desambra, 2014
Naverin'ny Mpifidin'i Orogoay Tamin'ny Asany Taloha Ny Filoha Teo Aloha Tabaré Vázquez
Mora no nahazoan'i Tabare Vazquez, izay efa filohan'i Orogoay tamin'ny 2005-2010, ny fandresena nanaoloana ny mpifanandrina aminy avy amin'ny elatra afovoany ankavanana Luis Lacalle Pou.