Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Desambra, 2017
Orogoay: Dingana Iray Indray Ho Amin'ny Fankatoavana Ny “Marijuana”
Miady hevitra mikasika ilay volavolan-dalàna apetraky ny governemanta hametrahana ny varotra sy ny famokarana ny marijuana ho ara-dalàna ireo mpanao lalàna sy ireo olom-pirenena ao Orogoay.
Ireo Karazan-Tsakafo Sasany Avy Any Amerika Latina
Mitondra antsika hamantatra ireo sakafo mafilotra manerana ny tontolon'ny fandrahoan-tsakafo any Amerika Latinina i Chef Melissa ao anatin'ireo antsoina hoe "fitafiana maloto" any Kiobà mankany amin'ny guarapo de piña ao Venezuela; miainga amin'ny vokatra organika any Orogoay hatrany amin'ny 'tri-tip'mafilotra any Arzantina sy ny fromazy matsiro any Panama.