Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2014

Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Febroary, 2014

Panama : Hilatsaka ho Fidiana Ho Filoha Lefitra Ny Vadin'ny Filoham-Pirenena

Nambara fa ny Vadin'ny filoham-pirenena Panameana, Marta de Martinelli, no alatsaky ny antoko eo amin'ny fitondrana ho fidiana ho filoha lefitra. Namosaka ny heviny, na momba na manohitra io fanambarana io, ny tambajotra sosialy.

Mitohy Mandrak'Ankehitriny Ny Asa Ao Amin'ny Lakandranon'i Panama

Manohy ny asany ao amin'ny Lakandranon'i Panama ny GUPC na dia eo aza ny fandrahonany hampianto ny asa fanamboarana. Ao anatin'izany, manara-maso ny orinasa (GUPC) ny Manampahefana misahana ny Lakandrano.

Panama : Adihevitry ny Ho Filoha, Ny Fanontaniana No Betsaka Noho Ny Valiny

Natao ny 20 Janoary tany Panama ny adihevitra faharoan'ireo mpifaninana ho fidiana ho filoha. Niady hevitra tamin'ny haino aman-jery sosialy izay toa nijanona ho fanontaniana ihany ny Panameana.