Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Marsa, 2015
Tendrom-Po tsy mba Namana tao amin'ny Fampitam-Baovaon'ny Fiaraha-monina Panamenana
Ny kabarin'i mpanao lalàna Rodriguez no nilaza ny vahiny mpifindramonina ho "faikan'olona". Namaly Bontana tamin'ny alalan'ny ngonongonona mampiady hevitra mamely ny Panameana ilay Venezoelana mpifindramonina Rita García mampitaha azy ireo amin'ny "gidro" ary milaza azy ireo ho tsy mahay manaja ny kolontsaina vahiny.