Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Oktobra, 2018

Inona no Nampiasa Saina Ireo Mponin'i Amerika Latina Tamin'ny 2016?

"Tena filôzofika, lalina dia lalina ireo ahiahy mampiasa ny sain'ny mponin'i Amerika Latina amin'izao vanimpotoana misy antsika izao."

Panama: Ny Vondron'ny Indizena Kuna Sy Ny Fampiasàna Ny Teknolojia

Zara raha tafiditra amin'ny aterineto sy ireo teknolojia hafa ny vondrona indizena Kuna any Panama. Avy amin'ny foko Kuna i Gilberto Alemancia, sady mpaka sary sy mpitarika mpizaha tany ampy traikefa. Nitarika ny atrikasa momba ny teknika fipihana sary amin'ny fakàntsary niomerika tamin'ireo ankizy any amin'ny faritra lavitra andriana ao...