Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Septambra, 2013
#YoViajoPara: Nahoana No Manao Dia Lavitra ny Amerikana Latinina?
Miresadresaka amin'ny alalan'ny teny ifankafantarana ao amin'ny Twitter #YoViajoPara ny antony itiavan-dry zareo mitsidika toerana hafa ireo mpitety firenena.