Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Jolay, 2012
Manantena Ny Fandresen'ireo Atleta Valo Solontenany i Panama
Efa vonona i Panama handray anjara amin'ny lalao Olaimpika ao Londres miaraka amin'ireo atleta fito hifaninana amin'ny taranja atletisma, ady totohondry, judo, lomano ary taekwondo. Vitsivitsy ihany ny solontena saingy na dia...